Entry kaonserva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hena na trondro na voankazo na hanina efa nomanina ka atao anaty boaty vifotsy tsy idiran-drivotra mba ho azo tehirizina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: conserve.

Updated on 2020/07/31