Entry kibory (bory)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo [1.1]
Explanations in English Any spherial object [1.7]
Explanations in French Objet sphérique [1.8]
Compound words 

Entry kibory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano, Taisaka, Tanosy] fasana [1.78]
  [Tanala] Fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana) [1.78]
 Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora) [1.1]
 Fasana lehibe [1.13]
Explanations in English  [Provincial] A tomb [1.7]
Explanations in French  [Provincial] Tombeau [1.8]
 Tombeau [1.13]
 Dans tout le Sud, tombeau collectif d'un clan [1.196]
Examples Rehefa tonga akaikin' ny kibory (fasana), dia indreny misy ray aman-dreny sasantsasany mialoha, lasa hanesotra ny varavaram-pasana. [2.436]
Analogs  fasana

Entry kibory
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] (de bory : rond). Nom du tout jeune fruit ou de l'ovaire infère fécondé après la chute du périanthe. [1.196]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/29