|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kile
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin' ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben' ny vavany [1.1]

Teny iditra (2/3)4  kile
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Mari-pamantarana ny haavon' ny feo itondrana ny naoty na ny solfa [1.1]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)8  kile
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 tamarin, tamarinier. Tamarindus indica [Tandroy] [1.14]
11 (mis pour kilo, ou kily). Tamarindus indica L. (Fabaceae). Arbre très commun. Il orne souvent la place du village ou les abords de la case du chef. Bois employé à la construction des pirogues vezo. Fruits très acides, emportés traditionnellement en mer comme antiscorbutique. Cette pratique a probablement été à l'origine de la dispersion de cette espèce, devenue pantropicale. [Sakalava, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Mpanahaka  13  kily
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 kely, kile

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08