|
|
|
|

Teny iditra1  kisarihasina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et hasy : le cotonnier). Malvacée ( ?) indéterminée. Elle pousse généralement au bord des eaux. Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. Dubois). On l'appelle encore sarisarindandihazo. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  6 kisarihasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08