Entrée kolonely
Partie du discours nom
Explications en malgache manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: colonel.

Mis à jour le 2020/07/31