Entry kopa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tsimihety] Alika be ravin-tsofina mikopakopaka manarona ny masony [1.1]
Vocabulary 

Entry kopa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Dihy tsy misy hira fa amponga ny tehaka fotsiny [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31