Entry lahabolana
Elementary words lahatra ; volana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13]
Explanations in French Littérature orale [1.13]
Examples Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606]
Vocabulary 
Titles Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard)

Updated on 2023/06/08