Entry | lahaly | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Alina [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1] | |||
Explanations in English | [Provincial] Last night [1.7] | ||
Explanations in French | [Provincial] La nuit dernière [1.8] | ||
Vocabulary | Time | ||
Synonyms | ankaly ~ halina | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | lahaly, lalahy |
Updated on 2020/07/31 |