|
|
|
|

Teny iditra1  lelanangaka
Singan-teny  2 lela, 3 anka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 lavaravina [Sihanaka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de lela : et angaka : nom d'un oiseau aquatique). Rumex crispus L. (Polygonaceae). Après avoir pilé les feuilles, on fait une décoction qu'on fait boire contre les coliques (fichier A. Grandidier). [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  8 lelangaka
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10 lelanakanga, lelanangaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08