Entry limonady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1]
Vocabulary 
Origin French: limonade.

Updated on 2020/07/31