Entry mahabibo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [1.1]
 (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [1.62]
Explanations in English The cashew tree; its nut [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Anacardier, produit la noix de cajou koroso [1.19]
 L'anacardier; sa noix [1.8]
  [Sakalava] (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [1.196]
Scientific name Anacardium occidentale
Vocabulary 
Synonyms koroso
Toponyms 
Other spellings 

Entry Mahabibo
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -18.4, 44.1333333
-18.1666667, 44.6666667
-17.5333333, 45
-17.4, 44.85
-16.5333333, 46.8333333
-16.3333333, 47.3666667
-16.0333333, 46.7

Anagrams 

Updated on 2021/10/14