|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mamoy
Fototeny  2 mamo
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina [Fitanisana]

Teny iditra (2/4)4  mamoy
Fototeny  5 foy
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 mihataka, miala [Taisaka] [1.78]
8 Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to forsake, to desert. [1.2]
10 to give up
11 to lose by death [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 renoncer [1.3#180, 1.8]
13 Abandonner, céder à, donner [1.3#180]
14 perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Ohatra  15  Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68]
16  Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)23  mamoy
Fototeny  24 foy
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  26 Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 to suppurate [1.2]
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :
31  Filaza mandidy :
Voambolana  32  Fahasalamana

Teny iditra (4/4)33  mamoy
Fototeny  34 foy
Sokajin-teny  35  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  36 Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Fivaditsoratra  37 Imamo, mamoy, 38 mioma

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08