Entry | manjavona (zavona) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra [1.1] | ||||||
Explanations in English | To glide by rapidly, to disappear To be misty or foggy [1.7] | ||||||
Explanations in French | Se dit du temps de brouillard Passer rapidement, disparaître; [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Phytonyms |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manjavona | ||||||
Entry | manjavona | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in French | [Betsileo] Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae). Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [1.196] | ||||||
Scientific name | Helichrysum mutisiaefolium | ||||||
Vocabulary | Botany | ||||||
Updated on 2023/12/01 |