Entry maritiora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Explanations in English A martyr [1.7]
Explanations in French Martyr [1.8]
Vocabulary 
Origin English: martyr. French: martyr.

Updated on 2020/07/31