|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 masontantely |
| Singan-teny | 2 maso, 3 tantely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles. Encore appelé tranontantely
[1.196] |
| Ohatra |
6 Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny.
[2.332#]
|
| Teny iditra (2/3) | 7 masontantely |
| Singan-teny | 8 maso, 9 tantely |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 reticulum
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants]
[3.1] 14 champ alvéolaire [1.13] 15 le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. Encore appelée vavonikena. [1.196] |
| Voambolana | 16 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 17 vahindrorohany, 18 vavoninkena, 19 vorivorinkena |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 20 masontantely |
| Singan-teny | 21 maso, 22 tantely |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 (de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère). Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 37. Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. (Fabaceae) Usages médicinaux. Voir aussi masotantely, tranontantely. D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. (Fabaceae). Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|