Entry mibarareoka (barareoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [1.1]
Explanations in English To bleat as a sheep. [1.2]
 To bleat like a sheep or a goat [1.7]
Explanations in French Bêler, (mouton et chêvre) [1.8]
Examples Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mibarareoka
Past : nibarareoka
Future : hibarareoka
Proverbs 

Updated on 2023/01/20