Entry mibobobobo (bobobobo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifioka (toy ny rivotra)
Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explanations in English To gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Examples Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mibobobobo
Past : nibobobobo
Future : hibobobobo
Imperative : miboboboboa
Proverbs 

Updated on 2023/04/09