Entry mievina (evina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1]
Explanations in English To sneeze [1.7]
Explanations in French éternuer [1.8]
Examples koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [2.48]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mievina
Past : nievina
Future : hievina
Imperative : mievèna
Proverbs 

Updated on 2023/01/20