Entry mifanapa-tsinay
Elementary words mifanapaka ; tsinay
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka [1.1]
Explanations in French Enfants de même mère [1.54]
Examples Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/19