Entry mihoaka (hoaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Explanations in French Faire des efforts pour vomir [1.54]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mihoaka
Past : nihoaka
Future : hihoaka
Synonyms mihoakoaka
Analogs  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20