Entry mikotroka (kotroka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Explanations in English To thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Explanations in French Tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mikotroka
Past : nikotroka
Future : hikotroka
Imperative : mikotroha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20