Entry misasasasa (sasasasa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [1.1]
Explanations in French Produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [1.3]
Explanations in Italian Stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono)
Tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere) [1.18]
Examples 
1ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Vocabulary 
Morphology 
Present : misasasasa
Past : nisasasasa
Future : hisasasasa

Updated on 2023/01/20