Entry | mitohy (tohy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay A) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha B) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Enfiler des perles, de la viande etc. être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [1.3] | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy miato [1.13] | ||||||||
Explanations in French | Continu [1.13] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitohy | ||||||||
Illustrations | |||||||||
Updated on 2023/06/24 |