Entry mitomany (tomany (tany))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Mitovy hevitra: jemby ~ latsadranomaso ~ lem-bolomaso ~ manala ny lohany ~ manangan-torana ~ manao ranomaso havozona ~ manezakezaka ~ manganohano ~ miafatrafatra ~ miapokapoka ~ miatatra ~ midradradradra ~ midradraka ~ mifaditra ahitra ~ mifako bozaka aman' ahitra ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifia-dranomaso ~ mifokofoko ~ migigika ~ migogogogo ~ mihandrohandro ~ mijafajafa ~ mijoy ~ mikehina ~ miketaketa ~ mikiakiaka ~ mikonainaika ~ mitanisanisa ~ mitolokoloko ~ mitoreo ~ mitrifantrifana ~ tomany ~ tsy mahajery olona [1.1]
Explanations in English To cry for something [1.7]
Explanations in French Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ mitomañy ] Pleurer [1.405]
Examples 
1Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
2Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Morphology 
Present : mitomany
Past : nitomany
Future : hitomany
Imperative : mitomania
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/01