Entry mitosy (tosy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikasika (amin' ny lalao kanety) [1.1]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mitosy
Past : nitosy
Future : hitosy
Imperative : mitosia

Entry mitosy (tosy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [1.1]
Morphology 
Present : mitosy
Past : nitosy
Future : hitosy
Imperative : mitosia

Anagrams 

Updated on 2020/07/31