Entry | mitsaha-jaza | |
Elementary words | mitsahatra ; zaza | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13] | |
Enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1] | ||
Explanations in French | Ménopause [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | mitsaha-potoana | |
Updated on 2023/10/04 |