Entry mitsimoka (tsimoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1]
 Mitsiry [1.13]
Explanations in French Bourgeonner, germer [1.13]
Examples Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mitsimoka
Past : nitsimoka
Future : hitsimoka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20