Entrée mividy (vidy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to buy [Hallanger 1973]
Explications en français acheter [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
mividy
nividy
hividy
mividia, mividiana
Mots composés, titres, noms 
Exemples Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [Andraina: I Vola, page 7]
Citations 

Mis à jour le 2021/12/13