Entry mpitsoa-ponenana (tsoaka, onina)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1]
 Olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13]
Explanations in French Réfugié [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31