Entry |
ngadona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [1.1]
|
Explanations in English | A beating noise, a tremulous noise [1.2]
|
| A dull thumping sound [1.7]
|
Explanations in French | Bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [1.8]
|
Examples | Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra.
[2.285]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
|
Entry |
ngadona
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fahatongavana [1.1]
|
Explanations in English | Arrived suddenly [1.2]
|
Derivatives |
|