Entry ngodona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona
Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1]
Explanations in English A hollow sound [1.2]
Explanations in French Bruit des pas [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31