Entrée p��re > pretra
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: prêtre.