Entry palmie
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho [1.1]
Vocabulary 
Origin French: palmier.

Updated on 2020/07/31