Entry posy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1]
Vocabulary 
Synonyms posiposy
Origin French: pousse-pousse.
Illustrations 

Entry posy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ventin-drefin-kalavana anglisy [1.13]
Explanations in French Pouce [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31