Entry rahampitso
Elementary words raha ; ampitso
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso [1.1]
Explanations in English Tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso [1.2]
 Tomorrow [1.7]
Explanations in French Demain [1.3, 1.8]
Examples 
1Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [2.471]
2Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/11/27