Entry rahariva
Elementary words raha ; hariva
Part of speech noun
Examples 
1Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. [2.4]
2Rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [2.472]
3Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [2.48]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/08