|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ranga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
4 Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria
5 (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ascension, notion de déplacer, monter —> akatse, ambony, anike, ongake, onja, rada, sanjake, sonjotse [Vezo] [1.68]
Ohatra  7  ranga daholo ny vatan-dehilahy rehetra. [2.895#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)29  ranga
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  32  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Teny iditra (3/4)33  ranga
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny anglisy  35 a hard-wooded tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 (probablement de ranga, adjectif : dressé, comme les cornes de certains boeufs). Nom de divers arbustes à bois dur ; surtout : [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)40  ranga
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42 Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  43 (peut être mis pour rango : long et maigre). Nom de diverses plantes aphylles ; surtout : Cynanchum aphyllum (Thunb.) Schltr. (Apocynaceae), d'après Debray. Nom relevé aussi pour Cynanchum ampanihense Jum. & H.Perrier (= C. humbertii Choux) et Cynanchum antandroy Desc. (fichier Boiteau). Ces lianes aphylles secrètent un revêtement abondant : mélange d'acides triterpéniques et d'acides aliphatiques à longue chaîne, non encore étudiés. Ces substances sont inflammables et permettent aux écorces de brûler même à l'état frais. On en fait des sortes de torches. [Mahafaly, Masikoro, Sakalava Atsimo] [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  48 ngara, ranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08