Entry ranoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Compound words 

Entry ranoka
Part of speech noun
Explanations in French L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3]
Vocabulary 

Entry ranoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
 Zaka afaka mikoriana [1.13]
Explanations in French Liquide, fluide [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms ara-dranoka
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11