Entry ravoravo (ravo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
Explanations in English Exultant [1.2]
 Joyous, happy [1.7]
Explanations in French Heureux, joyeux [1.8]
Examples 
1A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150]
2Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022]
Derivatives 
 
Synonyms ravo
Compound words 

Entry ravoravo (ravo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
Explanations in French Terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3]
Derivatives 
Synonyms taniravo

Entry ravoravo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Karazam-borona mpanaraka ny farimaso [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/12