Entry renikely
Elementary words reny ; kely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1]
  [Bezanozano] Rafozam-bavy [1.78]
Examples 
1Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270]
2Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245]
Vocabulary 
Synonyms rinikely
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/12