Entry saily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso [1.1]
Analogs  sikidy

Entry saily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]
Compound words 

Entry saily
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/10/01