Entry sakaiza manody
Elementary words sakaiza ; manody
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
Explanations in French Faux ami, traître, homme perfide [1.196]
Examples Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472]
Proverbs 

Entry sakaizamanody
Part of speech noun
Explanations in French Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16