|
|
|
|

Teny iditra1  sakamalao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anamalao [Taisaka] [1.78]
4 Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 ginger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 gingembre [1.8, 1.13]
7 (de saka : produit de cueillette ; et malaho : qui a un goût piquant, brûlant). Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae), le gingembre, plante condimentaire bien connue, cultivée et souvent subspontanée. En médecine populaire, on s'en sert comme apéritif, cordial, en cas de digestion difficile et dans les insuffisances hépatiques. Voir aussi sakamalaokely. [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Ny entana naondrana dia ny vary, ny omby, ny sakamalao, ny fary, ny vy. [2.508#]
9  Fadin' ny bevohoka ny homana sakamalao, fa maha-kamban-drantsana ny zaza, hono. [1.437#]
10  Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [2.472]
11  Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [2.470]
Voambolana  12  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  13 sakamalaho
Tovy hevitra  14 fakamalao, sakaitany, sakarivo, sakaviro
Mpanahaka  15  sakaitany, 16  sakarivo
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08