Entry sambosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31