Entry sarindokotra
Elementary words sary ; dokotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra)
Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra
Mitovy hevitra: kirivorona [1.1]
Explanations in French Canard provenant du canard ordinaire et [...] [full text in 1.54]
Examples ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/07