Entry sembo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Fitafiana, lambam-behivavy [1.78]
  [Sihanaka] Lamba [1.78]
  [Tanala] Fitafiana, lamba, akanjo [1.78]
 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31