Entry seri
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [1.1]
Vocabulary 
Origin French: sergent.

Updated on 2020/07/31