Entry soamalondoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoamboalavo [1.1]
Vocabulary 
Synonyms soamalondona

Updated on 2020/07/31