Entry soliet
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: sous-lieutenant.

Updated on 2020/07/31