Entry soy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1]
Examples Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Vocabulary 
Synonyms mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso

Entry soy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31